Entry (1/2) | 1 hontsa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana 4 feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana 5 ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any [1.1] |
Explanations in French |
6 mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [1.3] |
Examples |
7 hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [1.3] 8 hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [1.3] 9 hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 14 hontsa |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 tantely tampohan-drano ho sotroina [Tanala]
[1.78] 17 ranom-panafody nomamiana [1.13] |
Explanations in French |
18 potion, sirop [1.13] |
Vocabulary |
19 Health |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/25 |