Entry herana
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius) [Rajemisa 1985]
French definition jonc à large feuilles dont on couvre les toits. Cyperus latifolius, Poir. [Abinal 1888]
French definition variété de jonc [SLP 1986]
Vocabulary 
Scientific name Cyperus latifolius
Quotes 
Toponymy Place names having the word herana (1): Ankeramadinika

2016/03/04