|
|
|
|

Entry (1/2)1  helo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mivezika
4  [1.1] Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha.
Explanations in English  5  [1.2] hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero.
Synonyms  6  helohelo
Compound words 

Entry (2/2)8  helo
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe
Explanations in English  11  [1.2, 1.7] hell
Explanations in French  12  [1.8] l'enfer
Vocabulary  13  Religions, Beliefs
Article  14  Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30