|
|
|
|

Entry (1/3)1  havokavoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe plevra, ka fiafaran' ny fitaovam-piaina. (Entin' ny traokabe, izay mizarazara ho zana-traoka eo am-pidirana amin' ny havokavoka, ny rivotra ka miafara any amin' ny kitapon-drivotra kely an' analinaliny; ao anatin' ireo kitapon-drivotra kely ireo no mifandray ny mpanelira madinika sy ny mpamerindra madiniky ny havokavoka, ka ny ra mena mainty entin' irery voalohany, mivesatra gaza karbonika, dia miova ho mena midorehitra noho ny oksizenan' ny rivotra, ka dia entin' iretsy faharoa kosa indray any amin' ny fo) [1.1]
Explanations in English  4  the lungs, the lights. [1.2]
Explanations in French  5  poumons [1.5]
Vocabulary  6  Biology
Compound words 

Entry (2/3)9  havokavoka
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo. [1.1]
Explanations in English  12  flogging, beating, striking. See kapoka, vely. [1.2]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :

Entry (3/3)18  havokavoka
Root  19  havoka
Part of speech  20  noun

Updated on 2023/01/05