Entry harendrina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona [1.1]
Explanations in English Torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana. [1.2]
Examples Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonya ny Fandroana. [2.857]
Derivatives 
Compound words 

Entry harendrina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava [1.1]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2022/11/27