Entry (1/2) | 1 halaza |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 future of adjective malaza |
Explanations in English |
4 will be renowned [3.1] |
Explanations in French |
5 sera célèbre [3.1] |
Examples |
6 Ny teraka vola-miakatra kosa: halaza na hahery. [2.245] 7 Ny taranak' izy ireo, halaza eny amin' ny firenena; [2.996] 8 Teo no nisantarana nihirana voalohany indrindra ilay hira halaza aty aoriana, manao hoe : " Chante et danse la Bohême Faria, faria. [2.356] |
Entry (2/2) | 9 halaza |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 kary [Taifasy, Taimoro, Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
12 chat sauvage [Taisaka]
[1.82] 13 animal voisin du FOsa, tigré comme lui (au contraire du rangòka), qui est de pelage uni), sans doute de la famille des Viverridés; taille d'un chat (inférieure à celle du faNAloka), queue plus longue que celle du faNAloka [1.6] |
Vocabulary |
14 Zoology: mammals |
Other spellings | 15 alaza |
Updated on 2024/05/27 |