|
|
|
|

Entry (1/3)1  haja
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io
4  Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy
5  Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana [1.1]
Explanations in English  6  honour, respect, regard, reverence. See asy. [1.2]
7  respect, honor [1.7]
Explanations in French  8  respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée) [1.3]
9  respect, honneur [1.8]
10  honneur, considération [1.196]
Examples  11  Raiso, Tompoko, ny haja atolotro anao. [2.270]
12  Very haja ny tenany fa lany izato harenany/ [2.720]
Vocabulary  13  Emotions
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Titles 
Proverbs  25  Proverbs containing the word haja

Entry (2/3)26  haja
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  izay noharina, harena [Bara] [1.78]

Entry (3/3)29  haja
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#62]
Explanations in French  32  C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties [Betsileo] [1.196]

Updated on 2023/06/03