|
|
|
|

Entry gazy
Part of speech noun
Examples 
1Fanovana ny gazy atao jiro. [2.366]
2Ao ny solika, ny gazy, ny arina, ny masoandro, ny oranioma, ny rivotra, ny rian-drano. [2.445]
3Mba tsy hampisy olana dia notsoahin' i neny tamin' ny fatana ny saribao nalainay teny amin' ny fanariam-pakon' ny orinasa mpanao gazy. [1.369]
Vocabulary 

Updated on 2024/05/18