Entry (1/2) | 1 gazety |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] a newspaper 5 [1.2] a gazette; a report 6 [1.7] a periodical |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] Gazette, journal 8 [1.8] périodique |
Examples |
9 Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety. [2.117] 10 Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [2.332] 11 Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [4.27] |
Vocabulary |
12 Economy: printing, drawing |
Compound words |
|
Titles |
16 Gazetim-Panjakana (Fanjakana Malagasy) 17 Ny Gazety androany () 18 Ny Gazety ao Raha () |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 20 gazety |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in French |
22 [1.3] publié |
Updated on 2023/08/15 |