|
|
|
|

Entry (1/2)1  fotaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano
Explanations in English  4  [1.2] mud, slime, bog
5  [1.7] mud
Explanations in French  6  [1.8] la boue
Examples  7  Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
8  mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Analogs  15  fotadrevo, fotamalemy
Compound words 
Zoonyms 
Toponyms 
Proverbs  32  Proverbs containing the word fotaka

Entry (2/2)33  fotaka
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  [1.78] [Bezanozano] [fôtaka] varatra: Latsaham-pôtaka
Explanations in English  36  [1.2] a thunderbolt.
37  [1.7] lightning
Explanations in French  38  [1.8] la foudre
Vocabulary  39  Meteorology
Morphology 
40  Simple :
41  Prefixed :

Anagrams  42  fotaka, takofa

Updated on 2023/08/11