Entry | 1 fikohafana |
Root | 2 kohaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra |
Explanations in French |
5 [1.3#347] L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes |
Examples |
6 Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424#] |
Vocabulary |
7 Health |
Updated on 2024/02/02 |