|
|
|
|

Entry1  fihevoana
Root  2  hevo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanapoipoirana ny tany eny anaty voly mba tsy ho rendrika
5  [1.13] fanaboraborahana ny tany eo amin'ny foto-boly
Explanations in French  6  [1.13] binage
Vocabulary  7  Economy: agriculture

Anagrams  8  fievohana, fihevoana, fivoehana

Updated on 2023/01/20