|
|
|
|

Entry1  faneno (neno)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ [1.1]
Explanations in French  5  Manière de retentir [1.3#451]
Examples  6  Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. [2.4#]
7  Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470#]
8  Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270#]

Anagrams  9  faneno, foneña

Updated on 2023/02/21