|
|
|
|

Entry (1/3)1  fandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
4  Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Examples  5  Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Derivatives 
6  Names :
Compound words 

Entry (2/3)12  fandry
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [Taimoro] [1.78]
Vocabulary  15  Botany: grass

Entry (3/3)16  fandry
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  19  Botany

Updated on 2023/12/31