Entry famaky (vaky)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Explanations in French Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Phytonyms 

Entry famaky (vaky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Explanations in English An axe, a hatchet. [1.2]
 An ax, a cleaver [1.7]
Explanations in French Hache [1.3, 1.8]
Examples 
1Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437]
2Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/02/16