|
|
|
|

Entry1  fahazarana
Root  2  zatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika.
Explanations in English  5  [1.7] habit; familiarity from use or practice or acquaintance
Explanations in French  6  [1.3#869, 1.8] habitude
7  [1.8] familiarité par suite d'habitude
Examples  8  Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643#]
9  Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fahazarana

Anagrams  12  faharazana, fahazarana, hafa razana

Updated on 2024/10/11