|
|
|
|

Entry1  fahamendrehana
Root  2  endrika
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3#126]
5  éthique [1.66.fr#377]
Examples  6  Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena. [2.114]
7  Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643]
8  Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27]
Vocabulary  9  Philosophy
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :

Updated on 2020/07/31