Entry | 1 fahajambana |
Root | 2 jamba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] |
Explanations in French |
5 la cécité, l'aveuglement [1.3#291] |
Examples |
6 Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996#] |
Vocabulary |
7 Health |
Updated on 2023/01/20 |