Entry | fanoroana (toro) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1] | |||
Examples | Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.
[1.357] | |||
Compound words |
| |||
Entry | fañoroana | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in French | Combustion, oxydation [1.13] | |||
Vocabulary | Chemistry | |||
Synonyms | fandoroana | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2024/03/26 |