Entry | esona | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fofon' aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan' ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona [1.1] | |||||||||
Explanations in French | Respiration bruyante durant le sommeil Fig. action de faire bonne chère [1.3] | |||||||||
Vocabulary | Health | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Anagrams | esona, soañe |
Updated on 2020/07/31 |