|
|
|
|

Entry1  elefanta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Biby makadiry indrindra amin' ny biby an-tanety, milanja hatramin' ny 5 taonina. (Ny elefanta izay tsy fahita afa-tsy any Afrika sy any Azia dia manan-koditra matevina; ny nifiny anoloana ambony dia miranirany lava lehibe ataony fiarovan-tena ary nomena anarana hoe vangin' elefanta; ny molony ambony kosa lava mitarozaka ka ampiasainy ho organa fandraisan-javatra; mety ho velona mandritra ny 100 taona ny elefanta) [1.1]
Explanations in French  4  éléphant [1.3]
Examples  5  Tsy mba tongotr' elefanta ohatra ny fiteny intsony izany; [2.4]
6  Ny rambony kosa dia fohy noho ny an' ny elefanta any Asia. [1.38]
7  Ny elefanta no ampiasain-dry zareo Indianina hoenti-mamakivaky ireny ala ireny. [2.117]
8  Izy no nitondra ilay sampy vato mitarehina elefanta ary atao hoe Vatolambo, izay mbola ao Ambohitsara mandraka androany. [2.508]
Vocabulary  9  Zoology: mammals

Updated on 2020/07/31