|
|
|
|

Entry (1/3)1  elatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explanations in English  4  a wing [1.7]
Explanations in French  5  aile [1.3, 1.8]
Examples  6  Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
7  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
8  ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
9  Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulary  10  Zoology: (in general)
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word elatra

Entry (2/3)17  elatra
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explanations in French  20  action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Derivatives 
21  Active verbs :
22  Passive verbs :
23  Relative verbs :
24  Names :

Entry (3/3)25  elatra
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explanations in French  28  le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulary  29  Game
Illustrations 
30 

Anagrams  31  aletra, elatra

Updated on 2023/07/14