Entry (1/2) | 1 ditra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka 4 Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1] |
Explanations in English |
5 obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2] 6 stubbornness, obstinacy [1.7] |
Explanations in French |
7 entêtement; obstination dans le mal [1.8] 8 bêtise [1.13] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word ditra |
Entry (2/2) | 18 ditra |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 tanimanga [1.13] |
Explanations in French |
21 argile [1.13] |
Vocabulary |
22 Geology |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |