Entry | 1 dadatoa |
Elementary words | 2 dada, toa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao |
Explanations in English |
5 [1.7] an uncle, esp. a mother's brother; |
Explanations in French |
6 [1.8] oncle, spéc. le frère ainé de la mère |
Vocabulary |
7 Relationships: family |
Titles | 8 Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François) |
Updated on 2023/11/27 |