|
|
|
|

Entry1  dabolera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1]
Explanations in English  4  the lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2]
Explanations in French  5  Doublure [1.3]
Vocabulary  6  Economy: clothing

Updated on 2020/07/31