Entry (1/4) | 1 dabòka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1] |
Explanations in French |
4 son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3] |
Vocabulary |
5 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/4) | 7 daboka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Enti-milaza: Fianjerana 10 Fitsorana mivalampatra 11 Halavoana 12 Fiaiken-keloka na fibabohana 13 Famelezana, fanatontana. [1.1] 14 kapoka mafy [2.285#314] |
Explanations in English |
15 [1.2] |
Explanations in French |
16 action de battre [1.3, 1.5] 17 Chute, état de celui qui est couché, de tout son long 18 action de rosser [1.3] 19 action de tomber, de se précipiter de haut en bas, d'abandonner [1.5] |
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 25 daboka |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1] |
Explanations in French |
28 plein, gras [1.3] |
Examples |
29 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [2.314] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 31 daboka |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13] |
Explanations in French |
34 sablière [1.13] 35 élément de charpente [3.1] |
Vocabulary |
36 Economy: buildings, public works |
Anagrams | 37 bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda, bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda |
Updated on 2023/10/23 |