Entry | 1 bele |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 vomanga [Bara]
[1.78] 4 karazana hanin-kotrana [1.13] |
Explanations in English |
5 The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc. [Betsileo, Sakalava]
[1.2] |
Explanations in French |
6 patate douce [1.13] 7 (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [Betsimisaraka] [1.196] 8 [Betsileo] |
Examples |
9 Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao. [2.606] |
Vocabulary |
10 Botany: vegetable |
Scientific name |
|
Anagrams | 12 bele, lebe |
Updated on 2020/07/31 |