Entry batisa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1]
Explanations in English Baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2]
Explanations in French Baptême (pour les protestants) [1.5]
Examples 
1Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera. [2.499]
2Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113]
3Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao Batisa. [2.649]
Vocabulary 
Synonyms batemy
Compound words 
Origin English: baptism.
Other spellings 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30