|
|
|
|

Entry (1/2)1  baria
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10]
Examples  4  Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka. [2.587#]
Vocabulary  5  Zoology: mammals
Compound words 

Entry (2/2)7  baria
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò
10  mpikarama manao asa vaventy
11  mpiasa madinika ao an-trano [1.10]
Explanations in French  12  matelot [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  13  Navigation

Updated on 2023/12/31