Entry | 1 asaboratsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata) [1.1] |
Explanations in French |
4 Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge. Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
5 Botany: grass |
Scientific name |
|
Updated on 2020/07/31 |