Entry (1/4) | 1 aratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite [1.1] 4 endrika iray isehoan'ny angovo [1.13] |
Explanations in English |
5 electrical energy (a variant of varatra) [1.7] |
Explanations in French |
6 énergie électrique (une variante de varatra) [1.8] 7 électricité [1.13] |
Examples |
8 Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra. [2.445#] |
Vocabulary |
9 Physics |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 24 aratra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 hazo mitsivalana amin'ny trano [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (3/4) | 27 aratra |
Part of speech | 28 passive verb |
Explanations in Malagasy |
29 simba [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (4/4) | 30 aratra |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in French |
32 il est à souhaiter que. [Tankarana]
[1.19] |
Updated on 2023/06/18 |