Entry | 1 angole |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1] |
Vocabulary |
4 Game |
Updated on 2020/07/31 |