|
|
|
|

Entry (1/2)1  androbe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  karazana aretina izay torantorana foana [Betsimisaraka] [1.78]
4  Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [1.1]
Explanations in English  5  [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. [1.2]
6  epilepsy [1.7]
Explanations in French  7  épilepsie [1.8, 1.54]
Vocabulary  8  Health
Proverbs  9  Proverbs containing the word androbe

Entry (2/2)10  androbe
Part of speech  11  adverb
Explanations in Malagasy  12  antoandro [Betsimisaraka] [1.78]
Tables and plates  13  All the adverbs

Updated on 2020/07/31