Entry (1/2) | 1 aloa |
Root | 2 loa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao |
Explanations in English |
5 [1.7] to be vomited; to be paid |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on vomit; qu'on paie |
Examples |
7 aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena] 8 Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 15 Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François) |
Entry (2/2) | 16 aloa |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Betsileo]
moka |
Vocabulary |
19 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 20 aloe |
Anagrams | 21 aalo, alao, aloa, aola |
Updated on 2023/01/20 |