|
|
|
|

Entry (1/3)1  akora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka.
Explanations in English  4  [1.2] shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out)
5  [1.7] shouting; jeers
Explanations in French  6  [1.8] acclamation; huées
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word akora

Entry (2/3)19  akora
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tanala] sifotra (an-tanety na an-drano)
22  [1.78] [Tambahoaka, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanosy] Sifotra
23  [1.1] Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody
24  [1.1] [Sakalava] sifotr' ala
25  [1.13] fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra
Explanations in English  26  [1.2] a shell; a shell-fish.
27  [1.7] seashells; coral
Explanations in French  28  [1.8] coquillage; la coque des oeufs
29  [1.13] coque, coquille
Vocabulary  30  Zoology: invertebrates
Compound words 
Zoonyms 
Illustrations 
40 

Entry (3/3)41  akora
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43  [1.13] vato na mineraly tsy voadio
Explanations in French  44  [1.13] minéraux
Synonyms  45  akorambato
Compound words 

Anagrams  67  akaro, akora, arako, araok, aroak, karao, koara, oraka, raoka, roaka

Updated on 2023/08/11