Entry |
akany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tranom-borona [1.1]
|
Explanations in English | The nest or roosting place of wild birds. [1.2]
|
| A nest [1.7]
|
Explanations in French | Nid [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
akany,
akaniko,
akaninao,
akaniny,
akanintsika,
akaninay,
akaninareo,
akanin',
akanin-,
akanim- |
|
Phytonyms |
|
Article |
Illustrations |
|
|
Entry |
akany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
|
Explanations in English | A youth center. [1.7]
|
Explanations in French | Foyer (pour les jeunes). [1.8]
|
/m:web>
Web | Akany Avoko
|
|
Entry |
akañy
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [1.78]
|
| [Sihanaka]
Any [1.78]
|
|
Entry |
akany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Ady, fifandirana [1.78]
|
| [Taisaka]
[ akañy ] Fifandirana [1.78]
|
| [Tanosy]
Fifandirana [1.78]
|
Explanations in French | [Taisaka]
[ akañy ] Argumentation, discussion [1.82]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
|