|
|
|
|

Entry (1/2)1  sela
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1]
Explanations in French  4  cellule [1.13]
Examples  5  ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#]
Vocabulary  6  Biology
Compound words 

Entry (2/2)11  Sela
Part of speech  12  name (biblical)
Explanations in English  13  Salah [2.996]
Explanations in French  14  Shélah [2.996]
Examples  15  fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38]
Vocabulary  16  Holy Scriptures
Biblical quotes  17  Chapters and verses mentioning Sela
Tables and plates  18  Full list
Article  19  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Anagrams  20  sale, sela

Updated on 2023/06/14