Entry (1/2) | 1 mika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny rahona ambony [Tsimihety]
[1.1] 4 rahona [Tambahoaka, Tanosy] [1.78] |
Vocabulary |
5 Meteorology |
Entry (2/2) | 6 Mika |
Part of speech | 7 name (biblical book) |
Explanations in English |
8 Micah: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
9 Michée: un des livres de la Bible [2.996] |
Examples |
10 Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38] |
Vocabulary |
11 Holy Scriptures |
Article |
12 Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 13 kima, mika |
Updated on 2024/09/10 |