|
|
|
|

Entry (1/3)1  farany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in English  3  [1.2] finally
Explanations in French  4  [1.3] enfin, en un mot
Examples  5  Farany dia tonga ry zareo. [2.356]
Compound words 
Titles  7  Farany (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
8  Ny Variraiventy farany (Andriamalala Emilson Daniel)

Entry (2/3)9  farany
Part of speech  10  noun or adjective
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Aoriana indrindra amin' ny laharana, amin' ny fanadinana na fifaninanana: Ny Desambra no volana farany amin' ny taona ~ I Naivo no farany tamin' ny fanadinana tao
Explanations in English  12  [1.2] The end, the last, the conclusion, the extremity, the close.
13  [1.7] the end, a limit
Explanations in French  14  [1.3] la fin d'une chose, le bout, la termisaison
dernier
Examples  15  ho tsara farany hianareo! [2.48]
16  Tsinjony fa efa akaiky ny farany. [2.499]
17  Betatao, farany Merina amoron' ala; [2.48]
Analogs  18  farana
Compound words 
Titles  22  Tantaran' ny Martiora Malagasy Farany : nijaly tamin' ny 1857 (Rajoelisolo Charles)

Entry (3/3)23  Farany
Elementary words  24  farany
Part of speech  25  name (poem title) [Full list]
Vocabulary  26  Literature: poems
Author  27  Razakandraina Jean Verdi Salomon
Full text 
28  Gina aho, eny tankina fa tsy nino hatramin'ny farany...
29  Mbola nihevitra ny hahazo hiady amin'ny fahafatesana!
30  Indrisy! tafahoatra ny heriko ny hangidin'ny fiharany ;
31  Eny! hankaiza aho anefa? Lahatra tsy ifandrefesana!

32  Tapitra fitepo hatreo ny fonao tia, rahavako...
33  Vata-mangatsiaka indrisy! sisa fihiniko eto an-tratra;
34  Eny! iky izany ianao ka ho afoin'ny fitiavako!
35  Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra!

36  Mamaivay ny ranomaso : fahoria-mamelively...
37  Torovana sy fanina aho misaina ireo kamboty kely
38  Sy ny akany ho foana anao, tsy hahita anao intsony! ! !

39  Tsy foiko ianao hisaraka amiko, ry malala mamanara...
40  Nefa ho aiza aho fa resy anatrehan'ny Anjara!
41  Raiko ô, mangidy izao! Ny alaheloko onony!

Anagrams  42  afiran, fanari, fanary, fanira, farany, Farany, farina, finara, firaña, firana, ifaran, nafari, nafira, narafi, narifa, nifara, rafina

Updated on 2024/11/25