| Entry | 1 Afondriambita |
| Part of speech | 2 name (ethnonym) |
| Examples |
3 Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo.
[2.508#72]
4 Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [2.508#78] |
| Vocabulary | 5 History: clans, tribes |
| Updated on 2026/02/26 |
|