Entry zompona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [1.1]
Vocabulary 
Synonyms jompo
Proverbs 

Updated on 2020/07/31