Entry zokinjokiny
Part of speech Unspecified
Allegation Word or locution seen in: be antitra ~ matesa anie aho alohanao ~ rafotsy ~ tana
Examples 
1Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472]
2Zokinjokiny ihany indray anefa no fitazana an-Ingahy Ravokatra, amin' izato endriny efa nolazoin' ny taona maro sy ny fihetsiny ntaolontaolo, firesany mametrapetraka singantsingan' ohabolana sy fanoharana. [2.470]
3Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; [2.996]

Updated on 2020/07/31