|
|
|
|

Entry1  z' inona
Elementary words  2  izay, inona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.)
Explanations in English  5  [1.2] [Provincial] for tsinona
6  [1.2] abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so?
Explanations in French  7  [1.3][zinona] (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout)
[zinona] comme tsinonTSInona
Examples  8  zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena! [2.472#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word z' inona

Anagrams  10  azon' ny, nazony, niozan, nozany, z' inona

Updated on 2023/12/09