| Entry | 1 z' inona |
| Elementary words | 2 izay, 3 inona |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.)
[1.1] |
| Explanations in English |
6 for tsinona
[Provincial]
[1.2] 7 abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2] |
| Explanations in French |
[zinona]
8 (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout)
9 comme tsinontsinona [1.3] |
| Examples |
10 zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena!
[2.472#]
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 azon' ny, z' inona |
| Updated on 2025/12/08 |
|