Entry zezika
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany
Famelezana amim-bono, fikapohana mafy
Be dia be, izaitratra [1.1]
 Zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13]
Explanations in English Manure, fertilizer [1.7]
Explanations in French Engrais [1.3, 1.8, 1.13]
 Fumier [1.3, 1.8]
 Nombreux [1.3]
Examples 
1Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117]
2Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1]
3Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470]
4zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/10/07