Entry zeny
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) [1.1]
 Botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: bozeny [1.62]
Explanations in English Dwarfish [1.7]
Explanations in French Rabougri [1.3, 1.8, 1.5]
 Nain; chétif [1.3]
Examples 
1Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150]
2izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Derivatives 

Entry zeny
Part of speech noun
Explanations in English Dwarf [1.7]
Explanations in French Nain [1.8, 1.5]

Updated on 2021/01/16