|
|
|
|

Entry (1/2)1  zay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fanafohezana ny hoe "izay"
4 Teny kely entina mankatò izay lazaina: Moa tsy izany va, ry ambanilanitra? -- Zay [1.1]

Entry (2/2)5  zay
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7 [Bara+Tanosy] Zandry [1.1]
Vocabulary  8  Relationships: family
All compound words  9 zaim-betro

Anagrams  10 azy, 11 iza, zay

Updated on 2026/02/04