Entry zavozavo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1]
Explanations in French Obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3]
Examples 
1ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [2.587]
2Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [2.346]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2022/06/12