|
|
|
|

Entry1  zavamaniry
Elementary words  2  zavatra, maniry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa
Explanations in French  5  [1.13] plante, végétation
6  [1.196] Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes.
Examples  7  Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332]
8  Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117]
9  Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508]
Vocabulary  10  Botany: (in general)
Compound words 
Titles  19  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro ( )
20  Dikisioneran-kazo sy zavamaniry raokandro malagasy (Rason Gabriel)

Updated on 2024/08/13