Entry | 1 zavamaniry |
Elementary words | 2 zavatra, maniry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa [1.1] |
Explanations in French |
5 plante, végétation [1.13] 6 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196] |
Examples |
7 Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332] 8 Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117] 9 Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508] |
Vocabulary |
10 Botany: (in general) |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2024/08/13 |